Stockholm
Stockholm
| |||
Velarantany | 188 km2 | ||
Isam-ponina | 984,748 mponina | ||
Tanànan-dehibe | NC | ||
Ben'ny tanàna | NC | ||
Firenena | Soeda | ||
Faritany | NC | ||
Faritra | NC |
Stockholm dia tanàna renivohitr'i Soeda. Ao no misy ny governemanta sy ny antenimieran'i Soeda ary ny lapa ipetrahan'ny mpanjaka Charles XVi Gustave.
Ny tanànan'i Stockholm (Stockholms stad) na "kaominin'i Stockholm" (Stockholms Kommun) dia miaraka amin'ny 829 417 mponina, ny ngeza indrindra amin'ny mionisipalite soedoa 290. Ny Stockholm Be miaraka amin'ny 1 252 020 mponina, dia tanàna ngeza indrindran'i Soeda ; ny kaontian'i Stockholm dia miisa 2 tapitrisa mponina.
Ny tanànan'i Stockholm dia eo amin'ny amorontsiraka andrefan'ny Ranomasina Baltika, ary izy io dia natsangana teo am-bavaranon'ny farihy Mälar. Noho izany izy dia tononina koa hoe Venise any Avaratra, solonanarana omena an'i Bruges any Belzika, an'i Saint-Petersboourg any Rosia ary any Amsterdam any Nederlandy.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Stockholm |