Aller au contenu

shelter

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy

[Ovay]

Matoanteny

shelter

  1. miaro amin'ny loza na fanorisorenana
  2. miaro tena

Fanononana

Tsiahy

Anarana iombonana

shelter

  1. Fialofana, toerana azo antoka, na fiarovana amin'ny zavatra hafa
  2. andrim-panjakana manome trano vonjimaika ho an'ny olona tsy manan-kialofana, vehivavy voaolana, sns

Fanononana

Tsiahy