Aller au contenu

common name

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy

[Ovay]

Anarana iombonana

common name

  1. anarana ("simia") Anarana izay mamaritra mazava tsara ny zavatra iray nefa tsy anarana raikitra IUPAC
  2. anarana ahafantaran'ny besinimaro ny zavamananaina na ny vondron'ny zavamananaina fa tsy ny anarany ara-tsosialy na ara-tsiansa

Tsiahy