Aller au contenu

act

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy

[Ovay]

Anarana iombonana

act

  1. Ny "thesis" dia asa soratana ampahibemaso, ao amin'ny oniversite Anglisy sasany, ataon'ny mpilatsaka hofidina hahazo diplaoma, na mba hanehoana ny fahaizan'ny mpianatra iray
  2. dingana iray amin'ny fanaovana zavatra

Fanononana

Tsiahy

Sikaotisy

[Ovay]

Matoanteny

act

  1. manao zavatra
  2. manapaka

Fanononana

Tsiahy