Zugspitze
Apparence
47°25′N 10°59′E / 47.417°N 10.983°E
Amin'ny 2962 m, ny Zugspitze no tendrombohitra avo indrindra any Alemaina.
Ny massif Zugspitze dia any atsimoandrefan'i Garmisch-Partenkirchen any Bavaria ary any avaratr'i Tyrol (Aotrisy).
Tananà:
[hanova | hanova ny fango]I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Zugspitze |