Aller au contenu

Tanàn-dehibe

Avy amin'i Wikipedia
Tanànan' Antananarivo, izay tanàn-dehibe lehibe indrindra eto Madagasikara ary anisan' ny lehibe indrindra aty Afrika Atsinanana.
Tanànan' i New York, tanàn-dehibe lehibe indrindra ao Etazonia ary anisan' ny lehibe indrindra eto amin' izao tontolo izao
Tanànan' i Tampere (Finlandy)

Ny tanàn-dehibe dia tanàna onenan' olona maro ary efa ary voatra (ahitana lala-migodàna, trano lehibe, kianja malalaka, sns). Araka ny Firenena Mikambana, ny tanàn-dehibe dia velarana be olona mipetraka (tokony latsaky ny roanjato metatra ny halaviran' ny trano roa farafahabetsany), izay ahitana ny varotra, ny indostria, ny fianarana, ny pôlitika, ny kolontsaina... Milaza ihany koa ny FM tamin' ny taona 2008 fa maherin' ny 50 %n' ny olombelona no miaina any ambonivohitra.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]