Paleôlitika
Fiseho

Ny paleôlitika antsoina koa hoe vanim-potoanan'ny vato tranainy (avy amin'ny grika παλαιός, palaiós - antitra, λίθος, lithos - vato), dia vanim-potoana amin'ny tantara miavaka amin'ny fivoaran'ny fitaovana vato izay mandrakotra ny 99% amin'ny vanim-potoanan'ny tantara ara-teknolojia olombelona.