Aller au contenu

Hery

Avy amin'i Wikipedia
Fitaovana sy zavatra mampiahatra sy iharan' ny hery

Ny hery, amin' ny fizika, dia asa mekanika ampiharin' ny zavatra iray (na ampahany) amin' ny zavatra iray hafa (na ampahany). Raha tsy mifanohitra hery dia hanova ny hetsiky ny zavatra iray. Ny hery rehetra mihatra amin' ny zavatra iray dia mahatonga ity farany ity hiova hafainganam-pandeha (anisan' izany ny fanombohana mihetsika avy amin' ny tsy fihetsehana) na hiova endrika. Azo faritana tsotra ho fanosehana na fisarihana ny hery.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]