Fransoà (papa)
Apparence
Fransoà (papa) | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Fransoà (papa) | ||
Teraka | 17 Desambra 1936 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Arjentina | ||
Asa : | Tsy fantatra | ||
Fiainana manokana | |||
Ny papa Fransoà na Jorge Mario Bergoglio (dikan-tsoratra ara-peo AAI: [ˈχorxe ˈmarjo berˈgoʎo]) dia papa faha-266 ao amin' ny Eglizy Katôlika, izay teraka tamin' ny 17 Desambra 1936 tany Buenos Aires (Arjentina).
Voafidy ho papan' ny Eglizy katôlika rômana izy tamin' ny 13 Marsa 2013 ary nifidy ny anarana hoe Fransoà (amin' ny teny latina: Franciscus). Izy no papa faharoa tsy teratany eorôpeanina (ny voalohany dia i Gregôrio III izay teraka tany Siria ary voafidy ho papa tamin' ny taona 731); papa zezoita voalohany ary papa voalohany avy any Amerika.
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Papa Francisco |
Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- Vatikana – Tranonkalan’i Vatikana