Fiteny gena
Apparence
Ny fiteny gena dia fiteny koà ao amin' ny fiteny gbe, any amin' ny tapany atsimo-antsinanan' i Tôgô sy any Benîno ny ankabeazan' ny olona miteny gen. Anisan' ny fiteny nizerô-kôngôley io fiteny io, ohatra ny teny avy amin' ny vondrom-piteny gbe, ary fiteny misy lantom-baninteny izy io. Misy eo amin' ny 320 000 eo ny olona miteny gena