Aller au contenu

Fianarantsoa

Avy amin'i Wikipedia

21°27′10″S 47°05′08″E / 21.452670°S 47.085690°E / -21.452670; 47.085690

Fianarantsoa
Velarantany 86,05 km2
Isam-ponina 191 776 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Madagasikara
Faritany Fianarantsoa
Faritra Faritra Matsiatra Ambony

I Fianarantsoa dia tanàna any atsimon'i Madagasikara, renivohitry ny faritanin'i Fianarantsoa ary ny Faritra Matsiatra Ambony.

Tanàna noforonin' ny Merina tamin' ny taonjato faha-19 ho renivohitry ny tany nanjakan'ny Betsileo taloha i Fianarantsoa.

1 200 metatra ny haavon'ny toerana misy an'ilay tanàna ary efatra alina sy iray hetsy eo ny isam-ponina araka ny fanisana natao tamin'ny taona 2001.

Ankehitriny mpino kristianina ny ankamaroan'ny olona any Fianarantsoa. Tonga tao Fianarantsoa ny finoana kristianina katôlika tamin’ny taona 1871, tamin’ny fahatongavan’i Mompera Marc Finaz, pretra jezoita frantsay avy any Toulouse.

Fitaterana

[hanova | hanova ny fango]

Mandeha eo amin'ny lalamby Fianarantsoa Côte Est ("Fianarantsoa Amorontsiraka Atsinanana") micheline farany indrindra eto an-tany.

Oniversiteten

[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Renivohi-paritany eto Madagasikara

Renivohi-paritra eto Madagasikara

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.