Cucurbita pepo
Fiseho

Ny Cucurbita pepo dia karazan-javamaniry mamelana, ao amin' ny fianakaviana Cucurbitaceae, izay ahitana karazana voatavo maro samy hafa endrika sy loko ary habe: anisany ny korzety ambolena sy karazana voatavo fanao haingon-tanàna.