Alliance réformée mondiale
Fiseho
Ny Alliance réformée mondiale (na ARM) na World Alliance of Reformed Churches (na WARC) dia fiombonan' ny fiangonana prôtestanta miisa 200 mahery noforonina tamin' ny taona 1970 mba hampivondronana ny fiangonana nohavaozina, izay mifototra amin' ny Refôrmasiôna tamin' ny taonjato faha-16, ary indrindra amin' ny teôlôjian' i Jean Calvin. Tany Geneva (any Soisa) ny foibeny taloha. Tamin' ny Jona 2010 dia nitambatra tamin' ny Conseil œcuménique réformé (na Reformed Ecumenical Council) izy io ka namoronana ny Communion mondiale d'Églises réformées (na World Communion of Reformed Churches).