mamaky
Apparence
Malagasy
[Ovay]Matoanteny
mamaky mamakʲ ⋅ (sokajin-drima ‑amakʲ)
- Mampiseho ho fantatry ny be sy ny maro
- Mamaky boky ny ankizy.
- Manapotika zavatra amin'ny fandonana azy amina zavatra mafy
- Mamaky atody amin'ny vato i Rajaona.
- Mampitresaka, manasaka
- Tezitra izy ka namaky finday tamin'ny rindrina.
- Manimba, mandroba na mandrava
- Tratra ireo mpangalatra namaky fiara