Ny soratra ny teny Japonezy

Lahatsoratra fotony:
Soratra ny teny Japônezy

kanji (漢字) :

Fanamakiana on’yomi (音読み) sy kun’yomi (訓読み).


kana (仮名) :

Fampiasana manokana :


rōmaji :

Aide à l’affichage


Ny Hiragana (平仮名 ; sora-malama) dia syllabaire Japoney ary anisan'ny fomba fanoratana ny fiteny japoney miaraka amin'ny katakana sy ny kanji.

Ny hiragana dia avy amina kanji mitovy feo. Afaka soratana tsara amin'ny soratra hiragana ny fiteny japoney tsy misy fahamaizinan-kevitra tsy otran'ny kanji. Satria ny hiragana iray dia midika vaninteny iray. Ny vaninteny koa dia mety zanapeo iray (ohatra : あ = a) na renifeo arahan'ny zanapeo (ohatra : か = ka) ; misy ao koa ny n (ん) mamarana vaninteny (ohatra : かん = kan). Mety miova ilay n mamarana ny vaninteny arakaraky ny vaninteny manaraka azy eo aoriana.

Fiaviny

hanova

Ny Hiragana koa dia avy any amin'ny Man'yogana (jereo ny sary)

 
Tabilao ny Fiavinan'ny fisoratana Hiragana

Ny famakiana ny io tabilao io dia izao : Anaty cazy iray ; ny soratra arỳ ambony dia ilay kanji fiavinan'ilay hiragana ; ny soratra mena eo ampivoany dia Hentaigana, ny hentaigana amin'izao tontolo izao dia tsy miasa intsony ; ny soratra any aminy farany ambany indrindra dia ilay hiragana otrany hitantsika anatin'ny boky japônezy.

Fampiasana

hanova

Afaka soratana amin'ny hiragana :

  • Izay teny japoney tsy manana kanji, ohatra ny particule sala amin'ny から (kara) na tovana sala amin'ny さん (-san)
  • Izay kanji tsy fantatr'ilay mpanoratra, na tsy fantatr'ilay mpamaky.
  • Ny okurigana
  • Ny Furigana


Afaka amoraina amin'ny alalan'ny hiragana ihany koa ny fomba fanoratana rehefa miverimberina matetika ilay teny ; ohatra, ny の (no) (malagasy : « ny » izao no teny anisan'ny miasa indrindra amin'ny fiteny japoney.

ny dakuten

hanova

Ny dakuten dia karazana tsindrim-peo amin'ny kana. Ny mariny dia « » (karazana guillemet ho an'izay tsy mahita). Ilaina rehefa mamadika renifeo ny dakuten. Mivadika g ny k rehefa misy dakuten amin'ilay vaninteny

Ohatra maro :

  • か (ka) + dakuten (゛) = が (ga)
  • す (su) + dakuten (゛) = ず (zu)
  • sns.


Furigana

hanova

Ny Hiragana mety miasa otran'ny Furigana Araka ny laizain'ny ministeran'ny fianarana any Japana, ny furigana dia tokony tsy ampiasaina ; afatsin'ny fanoratanan'ny anarana na rehefa sarotra be ilay kanji. Miasa koa ny furigana amin'ny boky hoan'ny mpianatra mbola tsy mahay kanji rehetra ohatra ; Na miresaka amina olona mahay miteny faha tsy mahay manoratra teny Japoney.


Ny fandraisana an-tsoratra ny kanji 団 =

  • 団 = { だん da.n, とん to.n ; まるい ma.ru.i, かたまり ka.ta.ma.ri }

Mety ampiasaina koa ny hiragana anaty furigana :

Oatra maro na fampiasana furigana

hanova

(だん) (とん) (まるい) (かたまり)

tabilao ny hiragana

hanova
vowels yōon
a /a/ i /i/ u /ɯ/ e // o // (ya) (yu) (yo)
ka /ka/ ki /ki/ ku /kɯ/ ke /k/ ko /k/ きゃ kya きゅ kyu きょ kyo
sa /sa/ shi /ɕi/ su /sɯ/ se /s/ so /s/ しゃ sha しゅ shu しょ sho
ta /ta/ chi /ʨi/ tsu /t͡sɯ/ te /t/ to /t/ ちゃ cha ちゅ chu ちょ cho
na /na/ ni /ɲi/ nu /nɯ/ ne /n/ no /n/ にゃ nya にゅ nyu にょ nyo
ha /ha/ hi /çi/ fu /ɸɯ/ he /h/ ho /h/ ひゃ hya ひゅ hyu ひょ hyo
ma /ma/ mi /mi/ mu /mɯ/ me /m/ mo /m/ みゃ mya みゅ myu みょ myo
ya /ja/ yu /jɯ/ yo /j/
ra /ɺa/ ri /ɺi/ ru /ɺɯ/ re /ɺ/ ro /ɺ/ りゃ rya りゅ ryu りょ ryo
 wa /ɰa/ wi /i/  we // wo //
/n/,/m/,/ŋ/,/ũ/,/ĩ/,/ɴ/
ga gi gu ge go ぎゃ gya ぎゅ gyu ぎょ gyo
za ji zu ze zo じゃ ja じゅ ju じょ jo
da (ji) (zu) de do ぢゃ (ja) ぢゅ (ju) ぢょ (jo)
ba bi bu be bo びゃ bya びゅ byu びょ byo
pa pi pu pe po ぴゃ pya ぴゅ pyu ぴょ pyo