Aller au contenu

vam

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Jereo koa : vám, våm

Midika hoe Fiarakodia

Tamin'ny mbola nisy ny Fiaramanidina miaramila (Vols Aériens Militaires) dia VAM no fiantsoana azy... dia betsaka ny mpiteny hoe hamonjy vam. Dia taty aoriana dia lasa hoe hamonjy fiara ny hamonjy vam.

Volapoky

[Ovay]

Anarana iombonana

vam

  1. hafanana

Tsiahy

Ôksitana

[Ovay]

Anarana iombonana

vam

  1. hery mihetsika

Fanononana

Tsiahy

Silaovena

[Ovay]

Anarana iombonana

vam

  1. hafanana

Tsiahy