Aller au contenu

Fiteny tsiloba

Avy amin'i Wikipedia
Tsy tohanana intsony ny kinova azo atao pirinty ary mety misy lesoka amin'ny famoronana. Azafady mba havaozy ny famantarana ny mpitety tranonkala ary ampiasao ny asan'ny fanontana tsipalotra.

Ny fiteny tsiloba, izay antsoina koa hoe fiteny loba-kasay na fiteny kikasay dia fiteny banto ao Kôngô-Kinshasa izay manana satam-pitenim-pirenena ao amin' ny faritr' i Kasaï. Tenenina ao amin' ireo faritany Kasaï Atsinanana sy Kasaï Andrefana io fiteny io. Miisa any amin' ny 100 000 000 any ho any ny mpiteny tsiloba, izay monina any Angôla, any Zambia, any Malaoy, any Tanzania, any Roanda, any Môzambika, any Borondy, any Oganda ary any Kenia.

Jereo koa