Aller au contenu

501

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 11 Martsa 2013 à 10:54 nataon'i Legobot (dinika | fandraisan'anjara) (Bot: Migrating 102 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q30312 (translate me))
(fahasamihafana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fahasamihafana) | Endrika vaovao kokoa → (fahasamihafana)
  


501 Amin'ny kalandrie hafa
kalandrie Gregoriana 501
DI
Ab urbe condita 1254
kalandrie Armenianina N/A
Kalandrie sinoa 3197–3198
Calendario ebreo 4261–4262
Kalandrie hindoa
~ Vikram Samvat
~ Shaka Samvat<

556–557
423–424
Kalandrie persana 121 BP – 120 BP
kalandrie arabo 125 BH – 124 BH
kalandrie Ronika 751

Zava-nitranga

[hanova | hanova ny fango]
  • Sina : ny mpanjaka Xuanwudi dia nandraoka (requisition) olona 5 hetsy mba hanamboatra ny renivohiny Luoyang.
  • India : Pushyabhitu, mpanjakan'i Thaneshwar, dia namorona ny dinastian'ny Vardhamana nankaha tao Thaneshwar akaikin'i Lahore. i Prabhakara-Vardhana, anisan'ny handimby azy, zanaka printsesy Gupta, dia namelatra ny fianjadiany avy nandresy ny Hiona.