Vilany

Fitaovam pandokiana

Ny vilany dia kojakoja an-dakozia lalina aty sady misy sarony hanakana ny fivoajan' ny eton-drano, sy sofiny hibatana azy, vita amin' ny seramika na metaly (vy, viraty sns) na tanimanga, ampiasaina hahandroana sakafo.

Vilany any Kôtidivoara

Jereo koa

hanova